gama

gama

BandWorld

Other Info

Cover band: 
No
Band Website

Lyrics

lakile

Written By: Fali

Lasa ianao tamin'izay
tsy mba nanao veloma akory
navelanao irery aho raha mbola resi-tory
lasa ianao tamin'izay
tsy mba niteny akory
taratasy iray navelanao
milaza ny hiverenanao
(2)
Chorus:

(2)
Aza matahotra ianao
fa izaho mbola eto
fa rehefa tonga ianao
dia omeko anao ny lakile

Tonga ianao tamin'izay
tsy mba nampilaza akory
nipetraka teo anoloan'ny fandrinako ianao
Tonga ianao tamin'izay
tonga dia nitsangana aho
naka ilay lakile dia natolotra ho anao

Chorus:
aza matahotra ianao
fa izaho mbola eto
fa rehefa tonga ianao
dia omeko anao ny lakile

aza matahotra ianao
fa izaho mbola eto
fa rehefa tonga ianao
dia omeko anao ny lakile

aza matahotra ianao
fa rehefa tonga ianao
dia omeko anao ny lakile

lakile, lakile, lakile, lakile,lakile.......